2 Samuel 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nipetraka telo volana tao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita ny vata misy ny faneken’NY TOMPO; dia notahin’NY TOMPO i Obeda-Edoma sy ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nipetraka tao an-tranon’i Obededôma any Geta telo volana ny Fiaran’i Iaveh, ka nambinin’i Iaveh i Obededôma sy ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Telo volana no nipetrahan’ny Vatamasin’ny TOMPO tao an-tranon’io Hôbeda-Edôma avy any Gata io; ary dia notahîn ’ny TOMPO i Hôbeda-Edôma sy ny ankohonany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nipetraka telo volana tao an-tranon'i Obed-edoma Gatita ny fiaran'i Jehovah; ka dia notahin'i Jehovah Obed-edoma sy ny ankohonany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nipetraka telo volana tao an-tranon’i Obeda-Edoma gatita ny vata misy ny faneken’NY TOMPO; dia notahin’NY TOMPO i Obeda-Edoma sy ny ankohonany rehetra.
malagasy
Ary nipetraka telo volana tao an-tranon'i Obed-edoma Gatita ny fiaran'i Jehovah; ka dia notahin'i Jehovah Obed-edoma sy ny ankohonany rehetra.