2 Samuel 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa namindra inenina ny mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia namono omby sy zanak’omby mifahy izy hatao fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony namindra inenina ny mpitondra ny Fiaran’i Iaveh, dia nisy ombalahy iray sy zanak’omby matavy izay natolotra ho sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa namindra inenina ireo mpitondra ny Vatamasin’ny TOMPO, dia nanao sorona omby sy zanak’omby matavy i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa namindra inenina ny mpitondra ny fiaran'i Jehovah, dia namono omby sy zanak'omby mifahy izy hatao fanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa namindra inenina ny mpitondra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia namono omby sy zanak’omby mifahy izy hatao fanatitra.
malagasy
Ary rehefa namindra inenina ny mpitondra ny fiaran'i Jehovah, dia namono omby sy zanak'omby mifahy izy hatao fanatitra.