2 Samuel 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandihy tamin’ny heriny rehetra teo anatrehan’NY TOMPO i Davida sady nisalotra efoda vita tamin’ny lamba rongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsinjaka araka izay tratry ny ainy i Davida teo anatrehan’i Iaveh, ary nisikina efôda rongony madinika i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandihy araka ny heriny manontolo teo anatrehan’ny TOMPO i Davida, izay efôda rongony fotsy ihany no nisalorany.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nitsinjaka mafy dia mafy teo anatrehan'i Jehovah sady nisalotra efoda rongony fotsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandihy tamin’ny heriny rehetra teo anatrehan’NY TOMPO i Davida sady nisalotra efoda* vita tamin’ny lamba rongony.
malagasy
Ary Davida nitsinjaka mafy dia mafy teo anatrehan'i Jehovah sady nisalotra efoda rongony fotsy.