2 Samuel 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO tamin’ny hoby sy ny feon’ny anjomara i Davida sy ny taranak’Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny hobin-kafaliana sy ny feon’anjomara no nampakaran’i Davida sy ny taranak’i Israely rehetra ny Fiaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida sy ny Israelita rehetra teo dia nitondra ny Vatamasin’ny TOMPO tamin’ny hoby sy ny feon’anjomara nankany Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny taranak'i Isiraely rehetra nampakatra ny fiaran'i Jehovah tamin'ny hoby sy ny feon'ny anjomara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiakatra ny vata misy ny faneken’NY TOMPO tamin’ny hoby sy ny feon’ny anjomara i Davida sy ny taranak’Israely rehetra.
malagasy
Ary Davida sy ny taranak'i Isiraely rehetra nampakatra ny fiaran'i Jehovah tamin'ny hoby sy ny feon'ny anjomara.