2 Samuel 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny mofo iray sy hena didiny iray ary mofo voaloboka iray avy ny olona rehetra, izany hoe ny Israely rehetra, na lahy na vavy. Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia samy nomeny mofomamy iray sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray avy ny vahoaka rehetra, ny olona marobe rehetra amin’i Israely na lahy na vavy. Ary samy nody tany an-tranony daholo ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasainy nizarana sakafo ny Israelita rehetra teo, ka na lehilahy na vehivavy dia samy nahazo mofomamy iray sy didin-kena voatono iray ary ampempam-boaloboka iray avy. Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny mofo iray sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray avy ny olona rehetra, dia ny Isiraely rehetra, na lahy na vavy. Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny mofo iray sy hena didiny iray ary mofo voaloboka iray avy ny olona rehetra, izany hoe ny Israely rehetra, na lahy na vavy. Dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.
malagasy
Dia nomeny mofo iray sy hena iray didy ary ampempam-boaloboka iray avy ny olona rehetra, dia ny Isiraely rehetra, na lahy na vavy. Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra.[Na: divay eran'ny kapoaka]