2 Samuel 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa i Davida tamin’i Mikala: Teo anatrehan’NY TOMPO, izay nifidy ahy fa tsy ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Israely, olon’NY TOMPO, eny, teo anatrehan’NY TOMPO no nandihizako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa ny navalin’i Davida tamin’i Mikola: «Teo anatrehan’i Iaveh izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra, ka nanangana ahy ho andriana tamin’ny vahoakany, tamin’i Israely, teo anatrehan’i Iaveh no nandihizako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Davida tamin’i Mikàla: –Ho fanajana ny TOMPO no nanaovako izany, dia Izy Ilay nifidy ahy mihoatra noho ny rainao sy ny ankohonany manontolo, ka nanao ahy ho filohan’i Israely vahoakany. Eny, ho fanajana ny TOMPO no mbola hitsinjahako;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa Davida tamin'i Mikala: Teo anatrehan'i Jehovah, Izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Isiraely, olon'i Jehovah, eny, teo anatrehan'i Jehovah no nitsinjahako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa i Davida tamin’i Mikala: Teo anatrehan’NY TOMPO, izay nifidy ahy fa tsy ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Israely, olon’NY TOMPO, eny, teo anatrehan’NY TOMPO no nandihizako.
malagasy