2 Samuel 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola hidina ambany kokoa noho izany aza aho ka hataoko tsinontsinona ny tenako; nefa hiaraka hanam-boninahitra amin’ireo tovovavy lazainao ireo kosa aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola hanetry tena noho izany aza aho, sy ho olona tsinontsinona eo imasoko, ary eo anatrehan’ny ankizy vavy antsoinao, eo amin’izy ireo aho dia ho be voninahitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mbola hietry kokoa noho izany aza aho sady hanao tsinontsinona ny tenako, fa izany no hahabe voninahitra ahy, na dia eo anatrehan’ireo mpanompovavy lazainao ireo aza.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola hivazina kokoa noho izany aza aho, ka hataoko tsinontsinona ny tenako; nefa hiaraka hanam-boninahitra amin'ireo tovovavy nantsoinao ireo kosa aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola hidina ambany kokoa noho izany aza aho ka hataoko tsinontsinona ny tenako; nefa hiaraka hanam-boninahitra amin’ireo tovovavy lazainao ireo kosa aho.
malagasy
Ary mbola hivazina kokoa noho izany aza aho, ka hataoko tsinontsinona ny tenako; nefa hiaraka hanam-boninahitra amin'ireo tovovavy nantsoinao ireo kosa aho.Ka dia tsy nanan-janaka intsony mandra-pahafatiny Mikala, zanakavavin'i Saoly.