2 Samuel 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanan-janaka intsony i Mikala, zanakavavin’i Saoly, mandra-pahafatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nanan-janaka mandra-pahafatiny i Mikola zanaka vavin’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tsy nanan-janaka mandra-pahafatiny intsony i Mikàla zanakavavin’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsy nanan-janaka intsony mandra-pahafatiny Mikala, zanakavavin'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanan-janaka intsony i Mikala, zanakavavin’i Saoly, mandra-pahafatiny.
malagasy
Ka dia tsy nanan-janaka intsony mandra-pahafatiny Mikala, zanakavavin'i Saoly.