2 Samuel 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony teo amin’ny sarety vaovao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ka noentiny avy tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana; i Oza sy i Ahio, zanak’i Abinadaba, no nampandeha ny sarety vaovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrany teo ambony sarety vaovao ny Fiaran’Andriamanitra ary nentiny avy tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana; ka i Ozà sy i Akiaô zanak’i Abinadaba, no nitarika ny sarety vaovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana ilay Vatamasina, dia nataingina teo ambany sarety vaovao ary nentina. I Hozà sy i Ahiao samy zanakalahin’i Abinadaba no nitondra ny sarety,
Malagasy Bible 1865
Ary nataony teo amin'ny sariety vaovao ny fiaran'Andriamanitra ka nentiny avy tao an-tranon'i Abinadaba teo an-kavoana; ary Oza sy Ahio, zanak'i Abinadaba, no nampandeha ny sariety vaovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony teo amin’ny sarety vaovao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra ka noentiny avy tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana; i Oza sy i Ahio, zanak’i Abinadaba, no nampandeha ny sarety vaovao.
malagasy
Ary nataony teo amin'ny sariety vaovao ny fiaran'Andriamanitra ka nentiny avy tao an-tranon'i Abinadaba teo an-kavoana; ary Oza sy Ahio, zanak'i Abinadaba, no nampandeha ny sariety vaovao.[Na: Gibea]