2 Samuel 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny niala tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana niaraka tamin’ny vata misy ny faneken’Andriamanitra izany; i Ahio no nandeha teo alohan’ny vata misy ny Fanekena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nentiny avy ao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana, mbamin’ny Fiaran’Andriamanitra. I Akiaô no nandeha teo aloha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay nitoeran’ny Vatamasina, ka i Ahiao no nialoha lalana.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nentiny niala tao an-tranon'i Abinadaba teo ankavoana niaraka tamin'ny fiaran'Andriamanitra izany; ary Ahio nandeha teo alohan'ny fiara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny niala tao an-tranon’i Abinadaba teo an-kavoana niaraka tamin’ny vata misy ny faneken’Andriamanitra izany; i Ahio no nandeha teo alohan’ny vata misy ny Fanekena.
malagasy
Ary dia nentiny niala tao an-tranon'i Abinadaba teo ankavoana niaraka tamin'ny fiaran'Andriamanitra izany; ary Ahio nandeha teo alohan'ny fiara.