2 Samuel 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra i Davida noho ny namelezan’NY TOMPO an’i Oza ka nataony hoe Pereza-Oza ny anaran’izany tany izany mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahatezitra an’i Davida ny namelezan’i Iaveh an’i Ozà toy izany; ary io toerana io dia nantsoina mandrak’androany hoe: Ferets-Ozà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taitra noho ny namelezan’ny TOMPO mafy an’i Hozà i Davida, ka dia nataony hoe Peretsa-Hozà ny anaran’io toerana io; ary mbola izany no fiantso azy mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia tezitra Davida noho ny namelezan'i Jehovah an'i Oza, ka dia nataony hoe Perez-oza ny anaran'izany tany izany mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra i Davida noho ny namelezan’NY TOMPO an’i Oza ka nataony hoe Pereza-Oza ny anaran’izany tany izany mandraka androany.
malagasy
Ary dia tezitra Davida noho ny namelezan'i Jehovah an'i Oza, ka dia nataony hoe Perez-oza ny anaran'izany tany izany mandraka androany.[Na: nalahelo][Perez-oza = Famelezana an'i Oza]