2 Samuel 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natahotra NY TOMPO i Davida tamin’izany andro izany ka niteny hoe: Nahoana no hoentina atỳ amiko ny vata misy ny faneken’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natahotra an’i Iaveh i Davida tamin’izany andro izany, ka hoy izy: «Hanao ahoana ny hankanesan’ny Fiaran’i Iaveh any amiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natahotra ny TOMPO i Davida tamin’izany andro izany ka nanao hoe: –Nahoana no hiditra atỳ amiko ny Vatamasin’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Ary Davida natahotra an'i Jehovah tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Nahoana no ho entina atỳ amiko ny fiaran'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natahotra NY TOMPO i Davida tamin’izany andro izany ka niteny hoe: Nahoana no hoentina atỳ amiko ny vata misy ny faneken’NY TOMPO?
malagasy
Ary Davida natahotra an'i Jehovah tamin'izany andro izany ka nanao hoe: Nahoana no ho entina atỳ amiko ny fiaran'i Jehovah?