2 Samuel 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka sady efa nampiadanin’NY TOMPO tamin’ny fahavalony rehetra manodidina azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa niorina tsara tao an-tranony ny mpanjaka sady nomen’i Iaveh fandriam-pahalemana tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafapetraka tao an-dapany ny mpanjaka ary nampiadanin’ny TOMPO tamin’ireo fahavalony manodidina azy rehetra,
Malagasy Bible 1865
Ary raha nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka, ary efa nampiadanin'i Jehovah tamin'ny fahavalony rehetra manodidina azy izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka sady efa nampiadanin’NY TOMPO tamin’ny fahavalony rehetra manodidina azy
malagasy
[Ny nanirian'i Davida hanao tempoly sy ny toky nomen'Andriamanitra azy ny amin'ny haharetan'ny fanjakany, ary ny vavaka nataon'i Davida tamin'izany] Ary raha nipetraka tao an-tranony ny mpanjaka, ary efa nampiadanin'i Jehovah tamin'ny fahavalony rehetra manodidina azy izy,