2 Samuel 7:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifidy tany ho an’ny Israely oloko Aho sady hamponina azy ka handry fehizay ao amin’ny fonenany izy ary tsy hanana ahiahy intsony; ny ratsy fanahy dia tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanokan-toerana ho an’ny vahoakako, ho an’i Israely Aho, dia nampiorina azy eo, ka efa monina ao aminy izy, ary handry tsy amin’ahiahy, fa tsy hampahorian’ny zanaky ny faharatsiana toy ny taloha intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary handraiketako toerana iray hampiorenako azy ny Israely vahoakako, ka dia honina tsy hanana ahiahy amin’izany izy. Fa tsy hisy firenen-dozabe hampahory azy intsony taloha,
Malagasy Bible 1865
Ary hifidy tany ho an'ny Isiraely oloko Aho sady hamponina azy, ka dia handry fahizay amin'ny fonenany ary tsy hanana ahiahy intsony izy, ary ny zanaky ny faharatsiana tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifidy tany ho an’ny Israely oloko Aho sady hamponina azy ka handry fehizay ao amin’ny fonenany izy ary tsy hanana ahiahy intsony; ny ratsy fanahy dia tsy hampahory azy intsony tahaka ny taloha,
malagasy