2 Samuel 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa tapitra ny andronao ka hodimandry any amin’ny razanao ianao dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao ary hampitoeriko ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapitra ny andronao, ka mandry amin’ny razanao ianao; dia hatsangako ny taranakao manaraka anao, izay haloaky ny kibonao, ary hamafisiko ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa ho tapitra ny andronao ka hodimandry any amin’ireo razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ka haoriko mafy ny fanjakany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa tapitra ny andronao ka hodimandry any amin’ny razanao ianao dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao ary hampitoeriko ny fanjakany.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny andronao, ka hodi-mandry any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako handimby anao ny zanakao izay haterakao, ary hampitoeriko ny fanjakany;