2 Samuel 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io no hanao trano ho an’ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny sezafiandrianan’ny fanjakany ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay no hanorina trano ho an’ny Anarako, ary hohamafisiko ho mandrakizay ny seza fiandrianan’ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no hanao trano ho an’ny anarako; ary haoriko mafy mandrakizay ny sezafiandrianam-panjakàny.
Malagasy Bible 1865
dia io no hanao trano ho an'ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny seza fiandrianan'ny fanjakany ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io no hanao trano ho an’ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny sezafiandrianan’ny fanjakany ho mandrakizay.
malagasy
dia io no hanao trano ho an'ny anarako, ary Izaho kosa hampitoetra ny seza fiandrianan'ny fanjakany ho mandrakizay.