2 Samuel 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho ho rainy, ary izy dia ho zanako. Raha manao izay meloka izy dia hanariko amin’ny tsorakazon’ny olona sy ny kapoky ny zanak’olombelona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho toy ny ray ho azy Aho, ary izy dia ho toy ny zanaka ho Ahy. Raha manao ratsy izy, dia hofaizako amin’ny tsora-kazon’olombelona, sy ny kapoky ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho ho rainy ary izy ho zanako. Raha manao ratsy izy, dia hofaiziko araka ny fomban’ny olona sy amin’ny loza mahavoa ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin'ny tsorakazon'ny olona sy ny kapoky ny zanak'olombelona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho ho rainy, ary izy dia ho zanako. Raha manao izay meloka izy dia hanariko amin’ny tsorakazon’ny olona sy ny kapoky ny zanak’olombelona;
malagasy
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin'ny tsorakazon'ny olona sy ny kapoky ny zanak'olombelona;