2 Samuel 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa ny famindrampoko dia tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin’i Saoly izay nesoriko teo alohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famindram-poko anefa tsy mba hiala aminy, toy ny nanesorako izany tamin’i Saola, izay nalako teo anoloanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy hanesotra aminy na oviana na oviana ny fitiavako Aho, tahaka ny nanesorako izany tamin’i Saoly izay nasoloako anao.
Malagasy Bible 1865
nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin'i Saoly, izay nesoriko teo alohanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa ny famindrampoko dia tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin’i Saoly izay nesoriko teo alohanao.
malagasy
nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesorako izany tamin'i Saoly, izay nesoriko teo alohanao.