2 Samuel 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny taranakao sy ny fanjakanao dia hitoetra eo anatrehanao mandrakizay; ny sezafiandriananao dia hitoetra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho azo antoka ny faharetan’ny tranonao, sy ny fanjakanao eo anatrehanao mandrakizay ary hiorina mandrakizay ny seza fiandriananao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho azo antoka hitohy mandrakizay any aorianao ny taranakao sy ny fanjakanao, ary ny sezafiandriananao tsy ho voahozongozona mandrakizay.› »
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranakao sy ny fanjakanao hitoetra eo anatrehanao mandrakizay; ny seza fiandriananao hitoetra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny taranakao sy ny fanjakanao dia hitoetra eo anatrehanao mandrakizay; ny sezafiandriananao dia hitoetra mandrakizay.
malagasy
Ary ny taranakao sy ny fanjakanao hitoetra eo anatrehanao mandrakizay; ny seza fiandriananao hitoetra mandrakizay.