2 Samuel 7:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain’i Natana tamin’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izany teny sy fahitana rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nambaran’i Natàna tamin’i Davida avokoa izay rehetra nolazain’Andriamanitra azy nandritra io fahitana io.
Malagasy Bible 1865
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain'i Natana tamin'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain’i Natana tamin’i Davida.
malagasy
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain'i Natana tamin'i Davida.