2 Samuel 7:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra i Davida mpanjaka ka nipetraka teo anatrehan’NY TOMPO ary niteny hoe: Zinona moa aho, TOMPO Andriamanitra ô? Ary zinona ny fianakaviako, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga i Davida mpanjaka ka nitoetra teo anatrehan’i Iaveh ka nanao hoe: «Zinona moa aho, Iaveh Tompo ô! Ary zinona moa ny mpianakaviko no nentinao ho tonga amin’izao aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nankeo anatrehan’ny TOMPO tao an-tranolay i Davida mpanjaka, ka nipetraka sady nivavaka hoe: –Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, mba iza moa aho ary mba inona ny fianakaviako, no tonganao amin’ny toerana misy ahy izao?
Malagasy Bible 1865
Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Tompo ô? Ary zinona ny mpianakaviko, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra i Davida mpanjaka ka nipetraka teo anatrehan’NY TOMPO ary niteny hoe: Zinona moa aho, TOMPO Andriamanitra ô? Ary zinona ny fianakaviako, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho?
malagasy
Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Tompo ô? Ary zinona ny mpianakaviko, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho?