2 Samuel 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola ataonao ho zavatra kely ihany aza izany, TOMPO Andriamanitra ô; fa indro, efa voalazanao koa ny amin’ny taranaky ny mpanomponao hatramin’ny mbola any aoriana lavitra aza. Ary izany no fanaon’ny olona, RY TOMPO Andriamanitra ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany indray aza mbola zavatra kely eo imasonao, ry Iaveh Tompo, fa niteny Ianao ny amin’ny taranaky ny mpanomponao koa, hatrany amin’ny andro aoriana any. Arakaraka ny lalàn’ny olombelona izany ataonao amiko izany, Iaveh Tompo ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola kely izany eo imasonao, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, ka efa nanaovanao fampanantenana koa hatramin’ny taranako mbola any aoriana lavitra any. Araka ny fomban’olombelona ve izany, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô?
Malagasy Bible 1865
Ary mbola ataonao ho zavatra kely ihany aza izany, Jehovah Tompo ô, fa, indro, efa voalazanao koa ny amin'ny taranaky ny mpanomponao hatramin'ny mbola any aoriana lavitra aza. Ary izany dia fanaon'ny olona, Jehovah Tompo ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola ataonao ho zavatra kely ihany aza izany, TOMPO Andriamanitra ô; fa indro, efa voalazanao koa ny amin’ny taranaky ny mpanomponao hatramin’ny mbola any aoriana lavitra aza. Ary izany no fanaon’ny olona, RY TOMPO Andriamanitra ô.
malagasy