2 Samuel 7:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natana mpaminany: Endrey, izaho ity dia mitoetra amin’ny trano sedera, nefa ny vata misy ny faneken’Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty tranolay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natàna mpaminany: «Jereo ange! Izaho mitoetra an-trano sedera, ary ny Fiaran’Andriamanitra mitoetra ao afovoan’ny lay!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy izy tamin’i Natàna mpaminany: –Jereo ange aho fa mipetraka amin’ny lapa vita hazo sedera, kanefa ny Vatamasin’Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty tranolay.
Malagasy Bible 1865
dia hoy ny mpanjaka tamin'i Natana mpaminany: Akory izato izaho mitoetra amin'ny trano sedera, nefa ny fiaran'Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty lay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy ny mpanjaka tamin’i Natana mpaminany: Endrey, izaho ity dia mitoetra amin’ny trano sedera, nefa ny vata misy ny faneken’Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty tranolay!
malagasy
dia hoy ny mpanjaka tamin'i Natana mpaminany: Akory izato izaho mitoetra amin'ny trano sedera, nefa ny fiaran'Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty lay!