2 Samuel 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao ireo zavatra lehibe rehetra ireo, hampahalalanao ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao izany raharaha lehibe rehetra izany, mba hampahafantaranao izany ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fampanantenànao sy araka ny sitraponao no nanaovanao izao asa lehibe manontolo izao hampahalalainao ahy.
Malagasy Bible 1865
Noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao io zavatra lehibe rehetra io, hampahalalanao ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao ireo zavatra lehibe rehetra ireo, hampahalalanao ny mpanomponao.
malagasy
Noho ny teninao sy araka ny sitraponao no nanaovanao io zavatra lehibe rehetra io, hampahalalanao ny mpanomponao.