2 Samuel 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia lehibe Ianao, RY TOMPO Andriamanitra! Tsy misy tahaka Anao; tsy misy Andriamanitra afa-tsy Ianao raha araka izay rehetra ren’ny sofinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa endrey izany halehibeazanao, ry Iaveh Tompo ô! Fa tsy misy tahaka Anao, tsy misy Andriamanitra hafa afa-tsy Ianao, araka izay rehetra ren’ny sofinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe Ianao amin’izany, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô: fa tsy misy tahaka Anao ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Ianao, araka izay rehetra ren’ny sofinay.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany dia lehibe Hianao, Jehovah Andriamanitra; fa tsy misy tahaka Anao, ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Hianao araka izay rehetra ren'ny sofinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia lehibe Ianao, RY TOMPO Andriamanitra! Tsy misy tahaka Anao; tsy misy Andriamanitra afa-tsy Ianao raha araka izay rehetra ren’ny sofinay.
malagasy
Koa amin'izany dia lehibe Hianao, Jehovah Andriamanitra; fa tsy misy tahaka Anao, ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Hianao araka izay rehetra ren'ny sofinay.