2 Samuel 7:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitoerinao ho olonao mandrakizay ny Israely olonao; ary Ianao, TOMPO ô, no efa tonga Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao mafy orina i Israely vahoakanao, ho vahoakanao mandrakizay, ka Ianao, ry Iaveh, dia efa tonga Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampiorina mafy an’i Israely ho vahoakanao mandrakizay Ianao, TOMPO ô, sady efa tonga Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Dia nampitoerinao ny Isiraely olonao ho olonao mandrakizay: ary Hianao, Jehovah ô, no efa tonga Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitoerinao ho olonao mandrakizay ny Israely olonao; ary Ianao, TOMPO ô, no efa tonga Andriamaniny.
malagasy
Dia nampitoerinao ny Isiraely olonao ho olonao mandrakizay: ary Hianao, Jehovah ô, no efa tonga Andriamaniny.