2 Samuel 7:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely! Aoka hampitoerina eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hankalazaina anie ny Anaranao, ka hatao hoe: Iavehn’ny tafika no Andriamanitra amin’i Israely. Ary aoka ho voaorina mafy eo anatrehanao ny fianakavian’i Davida mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halaza mandrakizay anie ny anaranao ka hatao hoe: «Ny TOMPOn’izao rehetra izao no Andriamanitr’i Israely». Ary ho mafy orina eo anatrehanao ny taranako.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe; Jehovah, Tompon'ny maro, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak'i Davida mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely! Aoka hampitoerina eo anatrehanao ny taranak’i Davida mpanomponao.
malagasy
Ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe; Jehovah, Tompon'ny maro, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak'i Davida mpanomponao.