2 Samuel 7:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, RY TOMPO Andriamanitra ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, ry Iaveh Tompo, Ianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao. Efa nilaza izany teny mahafinaritra izany tamin’ny mpanomponao Ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, ianao mihitsy no Andriamanitra; azo antoka ny teninao, ary izaho mpanomponao no efa nampanantenainao izany zava-tsoa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany, Jehovah Tompo ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, RY TOMPO Andriamanitra ô, satria Ianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Ianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ny mpanomponao,
malagasy
Ary noho izany, Jehovah Tompo ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary marina ny teninao, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin'ny mpanomponao,dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Hianao, Jehovah Tompo ô, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.