2 Samuel 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao mba haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa efa niteny izany Ianao, RY TOMPO Andriamanitra ô; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka aoka ho sitrakao ny hitahy ny fianakavian’ny mpanomponao, mba haharetany mandrakizay eo anatrehanao. Fa Ianao, Iaveh Tompo, no niteny, ka amin’ny fitahianao dia ho voatahy mandrakizay ny fianakavian’ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ho sitrakao anie ankehitriny ny hitahy ireo taranako mba hitohy mandrakizay eo anatrehanao. Satria Ianao, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, no efa nampanantena, ka ny fitahianao no hitahianao mandrakizay ny taranako, fa mpanomponao aho.
Malagasy Bible 1865
dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Hianao, Jehovah Tompo ô, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao mba haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa efa niteny izany Ianao, RY TOMPO Andriamanitra ô; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay.
malagasy