2 Samuel 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Natana tamin’ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa NY TOMPO no momba anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Natàna, namaly ny mpanjaka: «Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa momba anao i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Natàna namaly ny mpanjaka: –Andeha tanteraho avokoa izay noeritreretinao hatao; fa momba anao ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Natana tamin'ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao; fa Jehovah no momba anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Natana tamin’ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao, fa NY TOMPO no momba anao.
malagasy
Dia hoy Natana tamin'ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao; fa Jehovah no momba anao.