2 Samuel 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny alin’izay ihany, dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny alina iny ihany dia tonga tamin’i Natàna ny tenin’ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny alin’iny ihany dia tonga tamin’i Natana ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary tamin'ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'i Jehovah nanao hoe: