2 Samuel 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ianao va no hanorina trano hitoerako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandehana, lazao amin’ny mpanompoko, amin’i Davida hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Ianao ve no hanao trano hitoerako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ndeha lazao amin’i Davida mpanompoko izao hafatro izao: ‹Tsy ianao no hanao trano hitoerako.
Malagasy Bible 1865
Andeha, lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hianao va no hanao trano hitoerako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Ianao va no hanorina trano hitoerako?
malagasy
Andeha, lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hianao va no hanao trano hitoerako?