2 Samuel 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin’ny nitondrako ny Zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta ka mandraka androany fa nifindrafindra tranolay sy nifindrafindra fonenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mbola tsy nitoetra an-trano Aho, hatramin’ny nitondrako ny zanak’i Israely nivoaka avy tany Ejipta ka mandraka androany, fa izao nifindrafindra tamin-day sy tamin-tabernakla izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin’ny andro nampiarako ny Israelita avy tany Ejipta ka mandraka androany, fa tao anaty lay sy tao anaty fonena-masina Aho no mifindrafindra toerana.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin'ny nitondrako ny Zanak'Isiraely niakatra avy tany Egypta ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin’ny nitondrako ny Zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta ka mandraka androany fa nifindrafindra tranolay sy nifindrafindra fonenana.
malagasy
Fa tsy mbola nitoetra an-trano Aho hatramin'ny nitondrako ny Zanak'Isiraely niakatra avy tany Egypta ka mandraka androany, fa nifindrafindra toby sy nifindrafindra toerana. [Heb. lay][Heb. tabernakely]