2 Samuel 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao amin’i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha dia avy tamin’ny fiandrasana ondry, mba ho mpanapaka ny Israely oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, lazao amin’ny mpanompoko, amin’i Davida, hoe: Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Tany an-tanim-bilona tao aorian’ny ondry no nangalako anao ho andriana amin’ny vahoakako, amin’i Israely, ary izay nalehanao nombako anao avokoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa lazao amin’i Davida mpanompoko fa Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no mampita hafatra hoe: ‹Izaho no naka anao teo am-piandrasana ondry tany an-kijàna mba ho filohan’i Israely vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Koa lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha, dia avy tamin'ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Koa lazao amin'i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha, dia avy tamin'ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko.