2 Samuel 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomba anao tamin’izay nalehanao rehetra Aho ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra ary homeko anarana malaza tahaka ny anaran’izay lehibe ambonin’ny tany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fahavalonao rehetra naringako teo anoloanao, ny anaranao nataoko malaza toy ny anaran’olo-malaza ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka taminao Aho teo amin’izay nalehanao rehetra, ka nandripaka ny fahavalonao rehetra teo anoloanao, ary hataoko lehibe ny lazanao tahaka ny an’ireo olona ambony eto an-tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nomba anao tamin'izay nalehanao rehetra Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana malaza tahaka ny anaran'izay lehibe ambonin'ny tany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomba anao tamin’izay nalehanao rehetra Aho ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra ary homeko anarana malaza tahaka ny anaran’izay lehibe ambonin’ny tany ianao.
malagasy
Ary nomba anao tamin'izay nalehanao rehetra Aho, ka naringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra, ary homeko anarana malaza tahaka ny anaran'izay lehibe ambonin'ny tany ianao.