2 Samuel 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida: Mbola misy sisa ihany va ny taranak’i Saoly mba hanisiako soa azy noho ny amin’i Jonatana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida: «Mbola misy olona amin’ny fianakavian’i Saola va, mba hasiako soa noho ny amin’i Jônatasy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Davida indray andro: –Mbola misy olona sisa velona ve amin’ny fianakavian’i Saoly? Mba tiako ny hanisy soa azy noho ny amin’i Jônatàna.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan'i Saoly mba hasiako soa noho ny amin'i Jonatana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida: Mbola misy sisa ihany va ny taranak’i Saoly mba hanisiako soa azy noho ny amin’i Jonatana?
malagasy
[Ny soa nataon'i Davida tamin'i Mefiboseta] Ary hoy Davida: Mbola misy sisa ihany va ny tamingan'i Saoly mba hasiako soa noho ny amin'i Jonatana?