2 Samuel 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Ziba tamin’ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon’ny mpanomponao. Fa ny amin’i Mefiboseta, hoy i Davida, dia hihinana eo amin’ny latabatro toy ny iray amin’ny zanakalahin’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Sibà tamin’ny mpanjaka: «Hataon’ny mpanomponao avokoa izay rehetra nandidian’ny mpanjaka tompoko, ny mpanompony.» I Mifibôseta dia nihinana teo amin’ny latabatr’i Davida, toy ny iray amin’ny zanaky ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: –Tompoko, araka izay rehetra nandidianao mpanjaka no hataoko. Kanefa i Mefibôseta dia hisakafo eo amin’ny latabatro toy ny anankiray amin’ireo zanakalahin’i Saoly mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon'ny mpanomponao. Fa ny amin'i Mefiboseta, hoy Davida, dia hihinana eo amin'ny latabatro toy ny anankiray amin'ny zanakalahin'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Ziba tamin’ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon’ny mpanomponao. Fa ny amin’i Mefiboseta, hoy i Davida, dia hihinana eo amin’ny latabatro toy ny iray amin’ny zanakalahin’ny mpanjaka izy.
malagasy