2 Samuel 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saoly, i Ziba no anarany. Nantsoina hankany amin’i Davida izy ka hoy ny mpanjaka taminy: Ianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saola anankiray izay kosa, atao hoe Sibà, dia nantsoina hankeo amin’i Davida izy io, ka hoy ny mpanjaka taminy: «Ianao va no Sibà?» Ary hoy ny navaliny azy: «Mpanomponao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanana mpanompo iray nantsoina hoe Tsibà ny fianakavian’i Saoly; ary nampanantsoina hankeo amin’i Davida izy, ka nanontanian’ity mpanjaka hoe: –Ianao va no Tsibà? Ary hoy izy namaly: –Izaho, tompoko, no izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy mpanompon'ny fianakavian'i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin'i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy mpanompon’ny fianakavian’i Saoly, i Ziba no anarany. Nantsoina hankany amin’i Davida izy ka hoy ny mpanjaka taminy: Ianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.
malagasy
Ary nisy mpanompon'ny fianakavian'i Saoly, Ziba no anarany. Ary nantsoiny hankany amin'i Davida izy, ka hoy ny mpanjaka taminy: Hianao moa no Ziba? Ary hoy izy: Izaho mpanomponao no izy.