2 Samuel 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka taminy: Aiza anefa izy? Dia hoy i Ziba tamin’ny mpanjaka: Indro ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, ao Lo-Debara izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: «Aiza izy izay?» Ary hoy ny navalin’i Sibà tamin’ny mpanjaka: «Indro izy ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, any Lôdabara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka taminy: –Aiza izy? Dia hoy i Tsibà namaly ny mpanjaka: –Ao an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, ao Lo-debara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka taminy: Aiza anefa izy? Dia hoy i Ziba tamin’ny mpanjaka: Indro ao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, ao Lo-Debara izy.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, ao Lo-debara.