2 Samuel 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka haka azy tao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, tao Lo-Debara, i Davida mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampanalain’i Davida mpanjaka tany an-tranon’i Makira zanak’i Amiela tany Lôdabara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naniraka olona haka azy any an-tranon’i Makira zanakalahin’i Hamiela ao Lô-Debàra i Davida mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, tao Lodebara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka haka azy tao an-tranon’i Makira, zanak’i Amiela, tao Lo-Debara, i Davida mpanjaka.
malagasy
Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon'i Makira, zanak'i Amiela, tao Lodebara.