2 Samuel 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niankohoka izy ka niteny hoe: Zinona moa aho mpanomponao izay toy ny alika maty, no mba jerenao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niankohoka izy, sady nanao hoe: «Zinona moa ny mpanomponao no itodihanao ny alika maty tahaka ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niankohoka izy sady namaly hoe: –Zinona moa aho izay toa fatin’amboa ity no mba itodihanao, tompoko?
Malagasy Bible 1865
Dia niankohoka izy ka nanao hoe: Zinona moa aho mpanomponao izay toy ny alika maty, no mba jerenao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niankohoka izy ka niteny hoe: Zinona moa aho mpanomponao izay toy ny alika maty, no mba jerenao?
malagasy
Dia niankohoka izy ka nanao hoe: Zinona moa aho mpanomponao izay toy ny alika maty, no mba jerenao?