2 Thessalonians 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa tonga Izy mba hankalazaina eo amin’ny olony masina sy hampitolagaga azy eo amin’izay rehetra mino amin’izany andro izany satria ninoana ny fanambarànay taminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny andro hahatongavany, mba hanomezam-boninahitra Azy eo amin’ny olo-masiny, sy higagàna Azy eo amin’izay rehetra nino; ary ianareo dia nino ny fanambarànay ny Evanjely tao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
amin’ilay andro hahatongavan’ny Tompo mba homen’ny vahoakany voninahitra sady higagan’izay rehetra mino Azy. Ho isan’ireto hanome voninahitra ny Tompo ireto koa ianareo, satria nino ny fijoroanay ho vavolombelona nanambara Azy taminareo.
Malagasy Bible 1865
raha tonga Izy mba hankalazaina eo amin'ny olony masina sy higagana eo amin'izay rehetra mino amin izany andro izany, satria ninoana ny fanambaranay taminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa tonga Izy mba hankalazaina eo amin’ny olony masina sy hampitolagaga azy eo amin’izay rehetra mino amin’izany andro izany satria ninoana ny fanambarànay taminareo.
malagasy
raha tonga Izy mba hankalazaina eo amin'ny olony masina sy higagana eo amin'izay rehetra mino amin izany andro izany, satria ninoana ny fanambaranay taminareo.