2 Thessalonians 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hankalazaina ao aminareo ny anaran’i Jesosy Tompontsika ary ao Aminy kosa ianareo, araka ny fahasoavan’Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hankalazaina ao aminareo ny Anaran’i Jesoa Tompo sy ianareo koa ao aminy, araka ny fahasoavan’ny Andriamanitra sy i Jesoa Kristy Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia homenareo voninahitra ny anaran’i Jesoa Tompontsika, sady ianareo koa homeny voninahitra. Izany no vokatr’ilay fahasoavana avy amin’ilay Andriamanitsika sy i Jesoa Kristy Tompo.
Malagasy Bible 1865
mba hankalazaina ao aminareo ny anaran'i Jesosy Tompontsika, ary ianareo ao aminy kosa, araka ny fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hankalazaina ao aminareo ny anaran’i Jesosy Tompontsika ary ao Aminy kosa ianareo, araka ny fahasoavan’Andriamanitsika sy Jesosy Kristy* Tompo.
malagasy
mba hankalazaina ao aminareo ny anaran'i Jesosy Tompontsika, ary ianareo ao aminy kosa, araka ny fahasoavan'Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.