2 Thessalonians 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Reharehan’ny tenanay eny amin’ny fiangonan’Andriamanitra ianareo noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin’ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga reharehanay any amin’ny Eglizin’Andriamanitra ianareo, noho ny faharetanareo sy tsy fivadihanareo, na dia ao anatin’ny fanenjehana amam-pahoriana rehetra manjò anareo aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mahatonga anareo ho reharehanay manerana ireo Fiangonan’Andriamanitra, noho ianareo manam-paharetana sy mino hatrany eo anivon’ny fanenjehana sy fahoriana rehetra mianjady aminareo.
Malagasy Bible 1865
ka reharehan'ny tenanay ianareo eny amin'ny fiangonan 'Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin'ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Reharehan’ny tenanay eny amin’ny fiangonan’Andriamanitra ianareo noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin’ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo.
malagasy
ka reharehan'ny tenanay ianareo eny amin'ny fiangonan'Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin'ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo- [ Gr. eklesia]