2 Thessalonians 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Famantarana ny fitsarana marin’Andriamanitra ireny mba hatao ho mendrika ny fanjakan’Andriamanitra ianareo sady izany rahateo koa no iaretanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Famantarana ny hamarinan’ny fitsaran’Andriamanitra izany, dia mba hatao mendrika ny fanjakan’Andriamanitra izay antony iaretanareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Porofo izany fa mitsara ara-drariny Andriamanitra, satria vokatr’izay mianjady aminareo dia hatao mendrika ny Fanjakàn’Andriamanitra ianareo, sady io Fanjakàn’Andriamanitra io no anton’ny iaretanareo fijaliana.
Malagasy Bible 1865
famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra izany - mba hatao ho miendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Famantarana ny fitsarana marin’Andriamanitra ireny mba hatao ho mendrika ny fanjakan’Andriamanitra ianareo sady izany rahateo koa no iaretanareo.
malagasy
famantarana ny fitsarana marin'Andriamanitra izany - mba hatao ho miendrika ny fanjakan'Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo