2 Thessalonians 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zavatra marina amin’Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria, moa tsy izao va no rariny amin’Andriamanitra: ny hamaly fahoriana an’izay mampahory anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izao no ara-drariny amin’Andriamanitra: hovaliany fahoriana ireo mpampahory anareo,
Malagasy Bible 1865
fa zavatra marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zavatra marina amin’Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,
malagasy
fa zavatra marina amin'Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,