2 Thessalonians 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ny tenanay, rehefa hiseho avy any an-danitra Jesosy Tompo, mbamin’ny anjeliny mahery,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny hanome fialan-tsasatra anareo nampahorina, miaraka aminay kosa, rahatrizay hiseho avy any an-danitra, ao afovoan’ny afo miredareda, i Jesoa Tompo mbamin’ny Anjelin’ny heriny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary homeny fialan-tsasatra miaraka aminay ianareo ampahorîna. Ho tonga izany amin’ny andro hisehoan’i Jesoa Tompo avy any an-danitra, otronin’ireo anjely mitory ny heriny;
Malagasy Bible 1865
ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin'ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin'ny anjelin'ny heriny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ny tenanay, rehefa hiseho avy any an-danitra Jesosy Tompo, mbamin’ny anjeliny mahery,
malagasy
ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin'ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin'ny anjelin'ny heriny,