2 Thessalonians 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an’Andriamanitra sy izay tsy manaiky ny Filazantsaran’i Jesosy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hamaly izay tsy mahalala an’Andriamanitra, sy tsy mankatò ny Evanjelin’i Jesoa Tompontsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
voahodidin’afo miredareda Izy no tonga hanasazy ireo tsy mahalala an’Andriamanitra sady tsy manaiky ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
amin'ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy izay tsy manaiky ny filazantsaran'i Jesosy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an’Andriamanitra sy izay tsy manaiky ny Filazantsaran’i Jesosy Tompontsika.
malagasy
amin'ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an'Andriamanitra sy izay tsy manaiky ny filazantsaran'i Jesosy Tompontsika,