2 Thessalonians 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin’ny fiavian’i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo Aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny hahatongavan’i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, dia mihanta aminareo izahay, ry kristianina havana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny andro hiavian’i Jesoa Kristy Tompontsika sy hanangonana antsika ho eo aminy, ry havana, dia izao no angatahinay aminareo:
Malagasy Bible 1865
Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin’ny fiavian’i Jesosy Kristy* Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo Aminy,
malagasy
[Fanitsiana ny hadisoan-kevitry ny sasany ny amin'ny andron'ny Tompo] Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,