2 Thessalonians 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ny famitahana momba ny tsy fahamarinana amin’izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady harahiny ny fanangolen-dratsy rehetra an’izay ho very, noho ireo tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana tokony ho nahitany famonjena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady hampiasa haratsiam-panahy amin’ny endrika samihafa hahavoafitaka ireo ho very. Ho very ireo satria tsy nandray ary tsy nandala ny hafatra marim-pototra tokony ho nahavonjy azy;
Malagasy Bible 1865
ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ny famitahana momba ny tsy fahamarinana amin’izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
malagasy
ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin'izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.